Toko sy andininy momba Azoba

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 22.42 Jehoshaphat was thirty and five years old when he began to reign; and he reigned twenty and five years in Jerusalem. And his mother' s name was Azubah the daughter of Shilhi. Dimy amby telo-polo taona Josafata, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin' i Sily. Dimy amby telopolo taona Josafata, fony tonga mpanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Azoba, zanak' i Salaia. Josaphat avait trente-cinq ans à son avènement et il régna vingt-cinq ans à Jérusalem ; sa mère s' appelait Azuba, fille de Shilhi.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.18 And Caleb the son of Hezron begat children of Azubah his wife, and of Jerioth: her sons are these; Jesher, and Shobab, and Ardon. Ary Kaleba, zanakalahin' i Hezrona, niteraka tamin' i Azoba vadiny sy tamin' i Jeriota. Izao no zanakalahin' i Azoba: Jasera sy Sobaba ary Ardona. Kaleba zanak' i Hesrona, niteraka tamin' i Azoba vadiny, sy tamin' i Jeriota. Indreto ny zanany lahy naterak' i Azobà taminy: Jazera, Sobaba, sy Ardona. Caleb, fils de Heçrôn, engendra Yeriot d' Azuba sa femme; en voici les fils : Yésher, Shobab et Ardôn.
1Tt / 1Tan 2.19 And when Azubah was dead, Caleb took unto him Ephrath, which bare him Hur. Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain' i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an' i Hora taminy; Ary maty Azobà, ka naka an' i Efratà ho vady Kaleba; io no niterahany an' i Hora. Azuba mourut et Caleb épousa Éphrata, qui lui enfanta Hur.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 20.31 And Jehoshaphat reigned over Judah: he was thirty and five years old when he began to reign, and he reigned twenty and five years in Jerusalem. And his mother' s name was Azubah the daughter of Shilhi. Ary Josafata nanjaka tamin' ny Joda; dimy amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin' i Sily. Tonga mpanjaka tamin' i Jodà Josafata. Dimy amby telopolo taona izy fony vao nanjaka, ary dimy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Azoba zanakavavin' i Selahi no anaran-dreniny. Josaphat régna sur Juda; il avait trente-cinq ans à son avènement et il régna vingt-cinq ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Azuba, fille de Shilhi.