Toko sy andininy momba Jafia

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 10.3 Wherefore Adonizedec king of Jerusalem, sent unto Hoham king of Hebron, and unto Piram king of Jarmuth, and unto Japhia king of Lachish, and unto Debir king of Eglon, saying, Dia naniraka olona Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, ho any amin' i Hohama mpanjakan' i Hebrona, sy Pirama, mpanjakan' i Jarmota, sy Jafia, mpanjakan' i Lakisy, ary Debira, mpanjakan' i Eglona, ka nanao hoe: Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema dia nampitondra teny tamin' i Ohama mpanjakan' i Hebrona, sy Farama mpanjakan' i Jerimota, sy tamin' i Jofià mpanjakan' i Lakisa, ary tamin i Dabira mpanjakan' i Eglona, nanao hoe: Alors Adoni-Çédeq, roi de Jérusalem, envoya dire à Hoham, roi d' Hébron, à Piréam, roi de Yarmut, à Yaphia, roi de Lakish, et à Debir, roi d'Églôn :
...............
Jos 19.12 And turned from Sarid eastward toward the sunrising unto the border of Chislothtabor, and then goeth out to Daberath, and goeth up to Japhia, dia nitodika niantsinanana hatrany Sarida ka hatramin' ny fari-tanin' i Rislota-tabara, dia nandroso hatrany Daberata ka niakatra hatrany Jafia, Avy eo Sarida dia niolaka niantsinanana manandrify ny masoandro miposaka hatrany amin' ny faritr' i Keseleta-Taboro, nihatra hatrany Dabereta, ary niakatra hatrany Jafie. La frontière tournait de Sadud vers l' est, là où le soleil se lève, jusqu'à la frontière de Kislot-Tabor, elle aboutissait vers Daberat et montait à Yaphia.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 5.15 Ibhar also, and Elishua, and Nepheg, and Japhia, sy Jibara sy Elisoa sy Nafega sy Jafia Samoà, Sobaba, Natana, Salomona, Jebahara, Yibhar, Élishua, Népheg, Yaphia,
2Sm / 2Sam 5.16 And Elishama, and Eliada, and Eliphalet. sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta. Elisoa, Nefega, Jafia, Elisamà, Eliodà, ary Elifaleta. Élishama, Baalyada, Éliphélèt.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.7 And Nogah, and Nepheg, and Japhia, sy Noga sy Nafega sy Jafia Noge, Nefega, Jafià, Nogah, Népheg, Yaphia,
...............
1Tt / 1Tan 14.6 And Nogah, and Nepheg, and Japhia, sy Noga sy Nafega sy Jafia Elifaleta, Nefega, Jafia, Nogah, Népheg, Yaphia,