Toko sy andininy momba Bebaì

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.11 The children of Bebai, six hundred twenty and three. ny taranak' i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato; telo amby roapolo sy enin-jato ny taranak' i Belaì; les fils de Bébaï : 623;
...............
Ezr / Esd 8.11 And of the sons of Bebai; Zechariah the son of Bebai, and with him twenty and eight males. Zakaria, zanak' i Bebay, avy tamin' ny taranak' i Bebay, mbamin' ny namany valo amby roa-polo lahy, tamin' ny taranak' i Bebaì, Zakaria zanak' i Bebaì mbamin' ireo valo amby roapolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Bébaï : Zekarya, fils de Bébaï, et avec lui 28 mâles;
...............
Ezr / Esd 10.28 Of the sons also of Bebai; Jehohanan, Hananiah, Zabbai, and Athlai. ary ny avy tamin' ny taranak' i Bebay dia Johanana sy Hanania sy Zabay sy Atlay; tamin' ny taranak' i Bebaì: Johanàna, Anania, Zabaì, Atalaì; des fils de Bébaï : Yohanân, Hananya Zabbaï, Atlaï;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.16 The children of Bebai, six hundred twenty and eight. ny taranak' i Bebay dia valo amby roa-polo amby enin-jato; valo amby roapolo sy enin-jato ny taranak' i Bebaì; les fils de Bébaï : 628;
...............
Neh / Ne 10.16 Adonijah, Bigvai, Adin, Bony, Azgada, Bebay, Bonì, Azgada, Bebaì, Bunni, Azgad, Bébaï,