Toko sy andininy momba Boza

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 22.21 Huz his firstborn, and Buz his brother, and Kemuel the father of Aram, dia Oza lahimatoany sy Boza lahiaivo ary Kemoela, rain' i Arama, dia Hosa lahimatoany, Boza lahiaivo, Kamoela rain' i Arama, son premier-né Uç, Buz, le frère de celui-ci, Qemuel, père d' Aram,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.14 These are the children of Abihail the son of Huri, the son of Jaroah, the son of Gilead, the son of Michael, the son of Jeshishai, the son of Jahdo, the son of Buz; Ireo no zanakalahin' i Abihaila, zanak' i Hory, zanak' i Jaroa, zanak' i Gileada, zanak' i Mikaela, zanak' i Jesisay, zanak' i Jado, zanak' i Boza; Izy ireo dia zanakalahin' i Abihaila zanak' i Horì, zanak' i Jerà, zanak' i Galaada, zanak' i Mikaela, zanak' i Jesesì, zanak' i Jedao, zanak' i Boza. Voici les fils d' Abihayil : Ben-Huri, Ben-Yaroah, Ben-Giléad, Ben-Mikaèl, Ben-Yeshishaï, Ben-Yahdo, Ben-Buz.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.23 Dedan, and Tema, and Buz, and all that are in the utmost corners, ary Dedana sy Tema sy Boza ary izay rehetra voahety sisim-bolo, Dedàna, Temà, Boza, mbamin' ireo rehetra miharatra fihirifana; Dedân, Téma, Buz, tous les hommes aux tempes rasées,