Toko sy andininy momba Anera

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 14.13 And there came one that had escaped, and told Abram the Hebrew; for he dwelt in the plain of Mamre the Amorite, brother of Eshcol, and brother of Aner: and these were confederate with Abram. Ary tonga ny anankiray izay efa nandositra ka nanambara tamin' i Abrama Hebreo izay nonina teo an-kazo terebintan' i Mamre Amorita, rahalahin' i Eskola sy Anera; fa ireo dia olona efa vita fanekena tamin' i Abrama. Dia tonga ny anankiray tamin' ireo mpandositra nilaza izany tamin' i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin' ireo terebintan' i Mambre, dia ilay Amoreana rahalahin' i Eskola sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin' i Abrama ireo. Un rescapé vint informer Abram l' Hébreu, qui demeurait au Chêne de l' Amorite Mambré, frère d' Eshkol et d' Aner; ils étaient les alliés d' Abram.
...............
Gen / Jen 14.24 Save only that which the young men have eaten, and the portion of the men which went with me, Aner, Eshcol, and Mamre; let them take their portion. afa-tsy izay efa nohanin' ny zatovo sy ny anjaran' ny olona izay niaraka tamiko, dia Anera sy Eskola ary Mamre; aoka horaisin' ireo ny anjarany. Tsy hitana na inona na inona ho ahy aho, afa-tsy izay nohanin' ny zatovo, sy ny anjaran' ny olona momba ahy dia Anera sy Eskola ary Mambre; ireo dia haka ny anjarany. Rien pour moi. Seulement ce que mes serviteurs ont mangé et la part des hommes qui sont venus avec moi, Aner, Eshkol et Mambré; eux prendront leur part.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.55 And they gave them Hebron in the land of Judah, and the suburbs thereof round about it. ary ny avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase dia Anera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an' ny fokon' ny taranak' i Kehata sisa. ary ny avy amin' ny antsasa-pokon' i Manase, Anera, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Balaama, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy, ho an' ny fianakavian' ny taranak' i Kata sisa. ainsi que sur la demi-tribu de Manassé : Aner et ses pâturages, Bileam et ses pâturages. Ceci pour le clan des autres fils de Qehat.