Toko sy andininy momba Disana

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.20 These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana,
Gen / Jen 36.21 And Dishon, and Ezer, and Dishan: these are the dukes of the Horites, the children of Seir in the land of Edom. sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny taranak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma. Ireo no loham-pirenena amin' ny Horeana, zanakalahin' i Seira, tamin' ny tanin' i Edoma. Dishôn, Éçer, Dishân, tels sont les chefs des Horites, les fils de Séïr au pays d'Édom.
...............
Gen / Jen 36.28 The children of Dishan are these; Uz, and Aran. Ary izao no zanak' i Disana: Oza sy Arana. Izao no zanakalahin' i Disàna: Hosy sy Arama. Voici les fils de Dishân : Uç et Arân.
...............
Gen / Jen 36.30 Duke Dishon, duke Ezer, duke Dishan: these are the dukes that came of Hori, among their dukes in the land of Seir. sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra. Disona, loham-pirenena, Esera, loham-pirenena, Disana, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Horeana izay samy loham-pirenena any amin' ny tanin' i Seira. le chef Dishôn, le chef Éçer, le chef Dishân. Tels sont les chefs des Horites, d' après leurs clans, au pays de Séïr.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.38 And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân.
...............
1Tt / 1Tan 1.42 The sons of Ezer; Bilhan, and Zavan, and Jakan. The sons of Dishan; Uz, and Aran. Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin' i Disana dia Oza sy Arana. Zanak' i Esera: Balaàna, Zavàna ary Jakàna. Zanak' i Disàna: Hosa sy Aràna. Fils d'Éçer : Bilhân, Zaavân, Yaaqân. Fils de Dishân : Uç et Arân.