Toko sy andininy momba Adoni-bezeka

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.5 And they found Adonibezek in Bezek: and they fought against him, and they slew the Canaanites and the Perizzites. Ary nahita an' i Adoni-bezeka tany Bezeka izy, dia niady taminy ka naharesy ny Kananita sy ny Perizita. Hitany tao Bezeka Adoni-Bezeka, ka nasiany, dia resiny ny Kananeana sy ny Ferezeana. Ayant rencontré à Bézeq Adoni-Bézeq, ils lui livrèrent bataille et défirent les Cananéens et les Perizzites.
Mts / Mpits 1.6 But Adonibezek fled; and they pursued after him, and caught him, and cut off his thumbs and his great toes. Nefa nandositra Adoni-bezeka;ary nanenjika azy izy ireto ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony. Nandositra Adoni-Bezeka fa nenjehin' izy ireo, koa nony azony, notapahiny ny ankiben-tànany aman-tongony. Adoni-Bézeq s' enfuit, mais ils le poursuivirent, le saisirent et lui coupèrent les pouces des mains et des pieds.
Mts / Mpits 1.7 And Adonibezek said, Threescore and ten kings, having their thumbs and their great toes cut off, gathered their meat under my table: as I have done, so God hath requited me. And they brought him to Jerusalem, and there he died. Ary hoy Adoni-bezeka: Mpanjaka fito-polo voatapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony no nitsindroka hanina teo ambanin' ny latabatro; ka mba tahaka ny nataoko ihany lahy ity no navalin' Andriamanitra ahy! Ary nentin' ireo ho any Jerosalema izy ka maty tany. Dia hoy Adoni-Bezeka: Mpanjaka fitopolo notapahina ankiben-tongotra aman-tànana no nitsindroka tao ambany latabatro, ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko. Nentina nankany Jerosalema izy, dia maty tany. Adoni-Bézeq dit alors : " Soixante-dix rois, avec les pouces des mains et des pieds coupés, ramassaient les miettes sous ma table. Comme j' ai fait, Dieu me rend. " On l' emmena à Jérusalem et c' est là qu' il mourut.