Toko sy andininy momba Bamota

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 21.19 And from Mattanah to Nahaliel: and from Nahaliel to Bamoth: Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota; Avy tany an' efitra izy ireo, dia nankany Matanà; avy any Matanà dia nankany Nahaliela; avy any Nahaliela, dia nankany Bamota; de Mattana à Nahaliel, de Nahaliel à Bamot,
Nom / Fan 21.20 And from Bamoth in the valley, that is in the country of Moab, to the top of Pisgah, which looketh toward Jeshimon. ary nony niala tao Bamota izy, dia nankany an-dohasaha izay ao amin' ny tany Moaba, ao an-tampon' i Pisga, izay manatrika ny efitra. avy any Bamota, dia nankany amin' ny lohasaha izay ao amin' ny sahan' i Moaba, eo an-tampon' i Fasgà, izay manerinerina amin' ny efitra. et de Bamot à la vallée qui s' ouvre dans la campagne de Moab, vers les hauteurs du Pisga, qui fait face au désert et le domine.