Toko sy andininy momba Ilela

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 12.13 And after him Abdon the son of Hillel, a Pirathonite, judged Israel. Ary Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy. Taorian' izy io, dia Abdòna, zanak' Ilela, avy any Faratòna, no mpitsara tamin' Israely. Après lui Abdôn, fils de Hillel de Piréatôn, fut juge en Israël.
...............
Mts / Mpits 12.15 And Abdon the son of Hillel the Pirathonite died, and was buried in Pirathon in the land of Ephraim, in the mount of the Amalekites. Dia maty Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin' ny tanin' ny Efraima any amin' ny tany havoan' ny Amalekita. Nandritra ny valo taona izy no mpitsara tamin' Israely. Puis Abdôn, fils de Hillel de Piréatôn, mourut et il fut enseveli à Piréatôn, au pays d'Éphraïm, dans la montagne des Amalécites.
Mts / Mpits 12.16 Rahefa izany dia maty Abdòna zanak' Ilela, avy ao Faratòna, ka nalevina tao Faratòna amin' ny tanin' i Efraima any amin' ny tendrombohitry ny Amalesita.