Toko sy andininy momba Ahihoda

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 34.27 And the prince of the tribe of the children of Asher, Ahihud the son of Shelomi. ary ny lohan' ny firenena taranak' i Asera dia Ahihoda, zanak' i Selomy; Ahioda izay filohany, zanak' i Salomy, amin' ny fokon' ny zanak' i Asera; pour la tribu des fils d' Asher, le prince Ahiud, fils de Shelomi ;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.7 And Naaman, and Ahiah, and Gera, he removed them, and begat Uzza, and Ahihud. Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an' i Oza sy Ahihoda izy. Naamàna, Akià, ary Gerà ilay namindra azy sy niteraka an' i Ozà sy Ahioda. Naamân, Ahiyya et Géra. C' est lui qui les emmena en captivité; il engendra Uzza et Ahihud.