Toko sy andininy momba Jerosa

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.33 Five and twenty years old was he when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem. And his mother' s name was Jerusha, the daughter of Zadok. Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. Dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany, tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanak' i Sadaoka. Il avait 25 ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yerusha, fille de Sadoq.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
2Tt / 2Tan 27.1 Jotham was twenty and five years old when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem. His mother' s name also was Jerushah, the daughter of Zadok. Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. Dimy amby roapolo taona Joatama, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak' i Sadaoka. Yotam avait vint-cinq ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yerusha, fille de Sadoq.