Toko sy andininy momba Baal-Hermona

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.3 Namely, five lords of the Philistines, and all the Canaanites, and the Sidonians, and the Hivites that dwelt in mount Lebanon, from mount Baalhermon unto the entering in of Hamath. dia ireo andriana dimy tamin' ny Filistina sy ny Kananita rehetra sy ny Sidoniana ary ny Hivita, izay nonina tany an-tendrombohitra Libanona, hatrao akaikin' i Bala-hermona ka hatramin' ny lalana mankany Hamata. Ny andriana dimy tamin' ny Filistina, ny Kananeana sy ny Sidoniana ary ny Heveana rehetra izay nonina tamin' ny tendrombohitra Libàna, hatramin' ny tendrombohitra Baala-Hermona, ka hatramin' ny vava lalan' i Hamata. les cinq princes des Philistins et tous les Cananéens, les Sidoniens et les Hittites qui habitaient la chaîne du Liban, depuis la montagne de Baal-Hermôn jusqu'à l' Entrée de Hamat.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.23 And the children of the half tribe of Manasseh dwelt in the land: they increased from Bashan unto Baalhermon and Senir, and unto mount Hermon. Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen' i Manase dia nonina tamin' ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin' ny tendrombohitra Hermona. Ny taranaky ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nonina tamin' ny tany hatrany Basana ka hatrany Baal-Hermona sy Sanira ary ny tendrombohitra Hermona; maro izy ireo. Les fils de la demi-tribu de Manassé s'établirent dans le pays entre Bashân et Baal-Hermôn, le Senir et le mont Hermon. Ils étaient nombreux.