Toko sy andininy momba Batsoa

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.3 The sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah: which three were born unto him of the daughter of Shua the Canaanitess. And Er, the firstborn of Judah, was evil in the sight of the Lord; and he slew him. Ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no naterak' i Batsoa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason' i Jehovah Era, lahimatoan' i Joda, dia nahafaty azy Jehovah. Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, sy Selà: izy telo lahy ireo no naterak' ilay zanakavavin' i Soe, ilay vehivavy Kananeana, taminy. Hera lahimatoan' i Jodà dia ratsy fanahy teo imason' ny Tompo, ka nasiany ho faty. Fils de Juda : Er, Onân et Shéla. Tous trois lui naquirent de Bat-Shua, la Cananéenne. Er, premier-né de Juda, déplut à Yahvé; il le fit mourir.
...............
1Tt / 1Tan 3.5 And these were born unto him in Jerusalem; Shimea, and Shobab, and Nathan, and Solomon, four, of Bathshua the daughter of Ammiel: Ary izao no naterany tany Jerosalema: Simea sy Sobaba sy Natana ary Solomona (ireo efa-dahy ireo no naterak' i Batsoa, zanakavavin' i Amiela) Ary ireto no naterany tany Jerosalema: Simmaà, Sobaba, Natàna, Salomona, efa-dahy, tamin' i Betsoe zanakavavin' i Ammiela; Voici les fils qui lui naquirent à Jérusalem : Shiméa, Shobab, Natân, Salomon, tous quatre enfants de Bat-Shua, fille de Ammiel;