Toko sy andininy momba Bedana

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 12.11 And the Lord sent Jerubbaal, and Bedan, and Jephthah, and Samuel, and delivered you out of the hand of your enemies on every side, and ye dwelled safe. Ary Jehovah efa naniraka an' i Jerobala sy Bedana sy Jefta ary Samoela, ka namonjy anareo tamin' ny tanan' ny fahavalonareo manodidina Izy, dia nandry fahizay ianareo. Dia nirahin' ny Tompo Jerobaala, Badana, Jefte, ary Samoela, ka nanafaka anareo tamin' ny tànan' ny fahavalonareo rehetra manodidina anareo izy, dia nandry fahizay, teo amin' ny fonenanareo hianareo. Alors Yahvé envoya Yerub-baal, Baraq, Jephté, Samuel, il vous a délivrés de vos ennemis d' alentour et vous êtes demeurés en sécurité.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.17 And the sons of Ulam; Bedan. These were the sons of Gilead, the son of Machir, the son of Manasseh. Ary ny zanakalahin' i Olama dia Bedana. Ireo no zanakalahin' i Gileada, zanakalahin' i Makira, zanakalahin' i Manase. Zanakalahin' i Olama: Badàna. Ireo no zanakalahin' i Galaada, zanak' i Makira, zanak' i Manase. Le fils de Ulam : Bedân. Tels furent les fils de Galaad, fils de Makir, fils de Manassé.