Toko sy andininy momba Nabao

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 32.38 And Nebo, and Baalmeon, (their names being changed,) and Shibmah: and gave other names unto the cities which they builded. sy Nebo sy Bala-meona (nefa novana ny anaran' ireo) ary Sibma; ary nasiany anarana vaovao ny tanàna izay nataony. Nabao ary Baalmeona izay samy novany anarana ary Sabamà, ka samy nomeny anarana ny tanàna naoriny. Nebo, Baal-Meôn dont les noms furent changés , Sibma. Ils donnèrent des noms aux villes qu' ils avaient construites.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 48.1 Against Moab thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Woe unto Nebo! for it is spoiled: Kiriathaim is confounded and taken: Misgab is confounded and dismayed. Ny amin' i Moaba. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Nidiran-doza Nebo, fa rava! Mangaihay Kiriataima, fa afaka; Mangaihay Misgaba sady raiki-tahotra. An' i Moaba. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Loza ho an' i Nabao, fa rava; safo-kenatra Kariataima, fa azo; safo-kenatra ny trano mimanda, fa voazera; Sur Moab. Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Malheur au Nebo, car il est saccagé, Qiryatayim a eu honte, elle est prise, honte et terreur sur la citadelle
...............
Jer / Jr 48.22 And upon Dibon, and upon Nebo, and upon Bethdiblathaim, Sy Dibona sy Nebo sy Beti-diblataima amin' i Mefaata, amin' i Dibona, amin' i Nabao, amin' i Beta-Deblataima, Dibôn, Nebo, Bet-Diblatayim,