Toko sy andininy momba Emaosy

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 24.13 And, behold, two of them went that same day to a village called Emmaus, which was from Jerusalem about threescore furlongs. Ary, indreo, nisy roa lahy tamin' ireny nandeha tamin' izany andro izany hankany amin' ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stadio raha any Jerosalema. Androtr' izay ihany dia nisy mpianatra roa lahy nankany amin' ny vohitra anankiray atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stady raha avy eo Jerosalema. Et voici que, ce même jour, deux d' entre eux faisaient route vers un village du nom d' Emmaüs, distant de Jérusalem de soixante stades,