Toko sy andininy momba Asarelì

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.16 And the sons of Jehaleleel; Ziph, and Ziphah, Tiria, and Asareel. Ary ny zanakalahin' i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela. Zanakalahin' i Jaleleela: Zifa, Zifà, Tirià ary Asraela. Fils de Yehalléléel : Ziph, Zipha, Tirya, Asaréel.
...............
1Tt / 1Tan 25.2 Of the sons of Asaph; Zaccur, and Joseph, and Nethaniah, and Asarelah, the sons of Asaph under the hands of Asaph, which prophesied according to the order of the king. Tamin' ny zanakalahin' i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak' i Asafa, nofehezin' i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan' ny mpanjaka azy. Amin' ny zanakalahin' i Asafa: Zakora, Josefa, Nataniì ary Asarelì, ireo no zanakalahin' i Asafa, tarik' i Asafa, naminany araka ny didy avy amin' ny mpanjaka. Pour les fils d' Asaph : Zakkyr, Yoseph, Netanya, Asarééla; les fils d' Asaph dépendaient de leur père qui prophétisait sous la direction du roi.