Toko sy andininy momba Foà

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 1.15 And the king of Egypt spake to the Hebrew midwives, of which the name of the one was Shiphrah, and the name of the other Puah: Ary ny mpanjakan' i Egypta niteny tamin' ny mpampivelona Hebreo (Sifra no anaran' ny anankiray, ary Poa no anaran' ny anankiray) Ary ny mpanjakan' i Ejipta niteny tamin' ireo mpampivelona ny Hebrio, atao hoe Seforà ny iray, ary Foà ny iray, Le roi d'Égypte dit aux accoucheuses des femmes des Hébreux, dont l' une s' appelait Shiphra et l' autre Pua :

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.23 Of the sons of Issachar after their families: of Tola, the family of the Tolaites: of Pua, the family of the Punites: Ny taranak' Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Tola ny fokon' ny Tolita; avy tamin' i Pova ny fokon' ny Povita; Zanak' Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Tolaïta avy tamin' i Tolà; ny fokon' ny Foaita avy tamin' i Foà; Les fils d' Issachar, par clans : pour Tola, le clan Tolaïte ; pour Puvva, le clan Puvvite ;

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
Mts / Mpits 10.1 And after Abimelech there arose to defend Israel Tola the son of Puah, the son of Dodo, a man of Issachar; and he dwelt in Shamir in mount Ephraim. Ary taorian' i Abimeleka dia nitsangana hamonjy ny Isiraely Tola, zanak' i Dodo, lehilahy avy tamin' ny Isakara; ary mponina tao Samira any amin' ny tany havoan' i Efraima izy. Tolà zanak' i Foà, zanak' i Dodao, lehilahy amin' Isakara, no nitsangana hamonjy an' Israely, taorian' i Abimeleka. Tany Samira amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy no nonina. Après Abimélek, se leva pour sauver Israël Tola, fils de Pua, fils de Dodo. Il était d' Issachar et il habitait Shamir dans la montagne d'Éphraïm.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 7.1 Now the sons of Issachar were, Tola, and Puah, Jashub, and Shimrom, four. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy. Zanakalahin' Isakara: Tolà, Foà, Josoba ary Simerona: efatra izy. Pour les fils d' Issachar : Tola, Pua, Yashub, Shimrôn : quatre.