Toko sy andininy momba Pi-hahirota

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 14.2 Speak unto the children of Israel, that they turn and encamp before Pihahiroth, between Migdol and the sea, over against Baalzephon: before it shall ye encamp by the sea. Lazao amin' ny Zanak' Isiraely mba hivily izy ka hitoby eo akaikin' i Pi-hahirota, eo anelanelan' i Migdolasy ny ranomasina; eo akaikin' i Bala-zefona, dia tandrifiny, no hitobianareo, eo amoron' ny ranomasina. Mitenena amin' ny zanak' Israely; aoka hiova làlana izy ka handroso hitoby eo anoloan' i Fihahirota, anelanelan' i Magdaloma sy ny ranomasina, tandrifin' i Beelsefona; manatrika izany toerana izany no hitobianareo, eo akaikin' ny ranomasina. " Dis aux Israélites de rebrousser chemin et de camper devant Pi-Hahirot, entre Migdol et la mer, devant Baal-Çephôn ; vous camperez face à ce lieu, au bord de la mer.
...............
Eks 14.9 But the Egyptians pursued after them, all the horses and chariots of Pharaoh, and his horsemen, and his army, and overtook them encamping by the sea, beside Pihahiroth, before Baalzephon. Koa nanenjika azy ny Egyptiana, dia ny soavaly rehetra mitarika ny kalesin' i Farao sy ny soavaliny fitaingina ary ny miaramilany, ka nahatratra azy nitoby teo amoron' ny ranomasina, teo anilan' i Pi-hahirota, tandrifin' i Balazefona. Koa nanenjika azy ny Ejipsiana ka nahatratra azy tao akaikin' ny ranomasina izay nitobiany: nahatratra azy teo akaikin' i Fihahirota, tandrifin' i Beelsefona avokoa ny soavaly mpitarika kalesin' i Faraona sy ny mpitaingin-tsoavaly mbamin' ny tafiny rehetra. Les Égyptiens se lancèrent à leur poursuite et les rejoignirent alors qu' ils campaient au bord de la mer - tous les chevaux de Pharaon, ses chars, ses cavaliers et son armée - près de Pi-Hahirot, devant Baal-Çephôn.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.7 And they removed from Etham, and turned again unto Pihahiroth, which is before Baalzephon: and they pitched before Migdol. Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin' i Balazefona, ka nitoby tandrifin' i Migdola. Niala tao Etama izy, dia nivily tao Fihahirota, izay mifanandrify amin' i Beelsefona, ka nitoby teo anoloan' i Magdaloma. Ils partirent d'Étam, ils revinrent sur Pi-Hahirot, qui est en face de Baal-Çephôn, et campèrent devant Migdol.
Nom / Fan 33.8 And they departed from before Pihahiroth, and passed through the midst of the sea into the wilderness, and went three days' journey in the wilderness of Etham, and pitched in Marah. Ary nony niala tandrifin' i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan' ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara. Niala teo anoloan' i Fihahirota izy, dia nita ny ranomasina ho any an' efitra. Nony nandeha làlan-kateloana tany an' efitra Etama izy dia nitoby tao Marà. Ils partirent de Pi-Hahirot, ils gagnèrent le désert en passant à travers la mer, et après trois jours de marche dans le désert d'Étam ils campèrent à Mara.