Toko sy andininy momba Samoa

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.4 And these were their names: of the tribe of Reuben, Shammua the son of Zaccur. Ary izao no anarany: Avy tamin' ny firenen' i Robena dia Samoa, zanak' i Zakora; Ireto no anarany: Samoà zanak' i Zekora, avy amin' ny fokon-dRobena; En voici les noms :Pour la tribu de Ruben, Shammua, fils de Zakkur ;

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 5.14 And these be the names of those that were born unto him in Jerusalem; Shammuah, and Shobab, and Nathan, and Solomon, Ary izao no anaran' ny naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona Ireto no anaran' ireo naterany tany Jerosalema: Voici les noms des enfants qu' il eut à Jérusalem : Shammua, Shobab, Natân, Salomon,
2Sm / 2Sam 5.15 Ibhar also, and Elishua, and Nepheg, and Japhia, sy Jibara sy Elisoa sy Nafega sy Jafia Samoà, Sobaba, Natana, Salomona, Jebahara, Yibhar, Élishua, Népheg, Yaphia,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 14.4 Now these are the names of his children which he had in Jerusalem; Shammua, and Shobab, Nathan, and Solomon, Ary izao no anaran' ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona Izao no anaran' ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoà, Sobada, Natana, Voici les noms des enfants qui lui naquirent à Jérusalem : Shammua, Shobab, Natân, Salomon,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.17 And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn.
...............
Neh / Ne 12.18 Of Bilgah, Shammua; of Shemaiah, Jehonathan; ny avy tamin' i Bilga dia Samoa; ny avy tamin' i Semaia dia Jonatana; Samoa avy amin' i Belgà; Jonatàna avy amin' i Semeiasa; famille de Bilga : Shammua; famille de Shemaya : Yehonatân;