Toko sy andininy momba Kleofasy

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 24.18 And the one of them, whose name was Cleopas, answering said unto him, Art thou only a stranger in Jerusalem, and hast not known the things which are come to pass there in these days? Ary ny anankiray, izay atao hoe Kleopasy, namaly ka nanao taminy hoe: Hianao irery va no vahiny mitoetra any Jerosalema tsy mba mahalala izay zavatra tonga tao tamin' izao andro izao? Dia namaly ny anankiray atao hoe Kleofasy ka nanao taminy hoe: Hianao irery angaha no vahiny ao Jerosalema tsy mahalala izay zava-niseho tao tato ho ato? Prenant la parole, l' un d' eux, nommé Cléophas, lui dit : " Tu es bien le seul habitant de Jérusalem à ignorer ce qui y est arrivé ces jours-ci ! " -

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 19.25 Now there stood by the cross of Jesus his mother, and his mother' s sister, Mary the wife of Cleophas, and Mary Magdalene. Ary nijanona teo akaikin' ny hazo fijalian' i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, Maria, vadin' i Klopa, sy Maria Magdalena. Ary nitsangana teo akaikin' ny hazo fijalian' i Jeso ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, dia Maria vadin' i Kleofasy, ary Maria Madelena. Or près de la croix de Jésus se tenaient sa mère et la soeur de sa mère, Marie, femme de Clopas, et Marie de Magdala.