Toko sy andininy momba Johana

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 8.3 And Joanna the wife of Chuza Herod' s steward, and Susanna, and many others, which ministered unto him of their substance. sy Johana, vadin' i Koza, mpitandrina ny fananan' i Heroda, ary Sosana mbamin' ny maro hafa koa, izay nanompo azy tamin' ny fananany. Joana vadin' i Kozà mpitandrina ny fananan' i Heroda, ary Sozàna mbamin' ny maro hafa koa izay nanampy azy tamin' ny fananany. Jeanne, femme de Chouza, intendant d' Hérode, Suzanne et plusieurs autres, qui les assistaient de leurs biens.
...............
Lio / Lk 24.10 It was Mary Magdalene and Joanna, and Mary the mother of James, and other women that were with them, which told these things unto the apostles. Teo Maria Magdalena sy Johana ary Maria, renin' i Jakoba; ary ny vehivavy sasany izay naman' ireo koa dia nilaza izany tamin' ny Apostoly. dia Maria Madelena sy Joana ary Maria renin' i Jakoba izany, ary ny vehivavy hafa niaraka taminy koa dia samy nilaza izany tamin' ny Apostoly. C'étaient Marie la Magdaléenne, Jeanne et Marie, mère de Jacques. Les autres femmes qui étaient avec elles le dirent aussi aux apôtres ;