Toko sy andininy momba Salima

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 9.4 And he passed through mount Ephraim, and passed through the land of Shalisha, but they found them not: then they passed through the land of Shalim, and there they were not: and he passed through the land of the Benjamites, but they found them not. Dia nandeha namaky ny tany havoan' i Efraima izy ka namaky ny tany Salisa, fa tsy nahita azy; dia nandeha namaky ny tany Salima indray izy, nefa tsy tany ireny; dia nandeha namaky ny tanin' ny Benjamina izy, fa mbola tsy nahita azy ihany indray. Dia namaky ny tendrombohitr' i Efraima, ary namaky ny tany Salisa izy, nefa tsy nahita; novakiny koa ny tany Salima, fa tsy tany izy; namaky ny tanin' i Benjamina izy, fa tsy nahita. Ils traversèrent la montagne d'Éphraïm, ils traversèrent le pays de Shalisha sans rien trouver; ils traversèrent le pays de Shaalim : elles n' y étaient pas; ils traversèrent le pays de Benjamin sans rien trouver.

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 3.23 And John also was baptizing in Aenon near to Salim, because there was much water there: and they came, and were baptized. Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin' i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa. Joany koa nanao batemy tany Enòna akaikin' i Salima, fa be rano tao, ka nanatona ny olona sy nataony batemy; Jean aussi baptisait, à Aenon, près de Salim, car les eaux y abondaient, et les gens se présentaient et se faisaient baptiser.