Toko sy andininy momba Betesdà

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 5.2 Now there is at Jerusalem by the sheep market a pool, which is called in the Hebrew tongue Bethesda, having five porches. Ary misy farihy any Jerosalema, eo akaikin' ny vavahadin' ondry, izay atao amin' ny teny Hebreo hoe Betesda, misy fialofana dimy. Ary any Jerosalema ao akaikin' ny vavahadin' ny ondry, dia misy dobo anankiray atao hoe Betesdà amin' ny teny hebrio, izay misy trano heva dimy. Or il existe à Jérusalem, près de la Probatique, une piscine qui s' appelle en hébreu Bethesda et qui a cinq portiques.