Toko sy andininy momba Salamisy

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 13.5 And when they were at Salamis, they preached the word of God in the synagogues of the Jews: and they had also John to their minister. Ary nony tonga tany Salamisy izy, dia nitory ny tenin' Andriamanitra teny amin' ny synagogan' ny Jiosy; ary nitondra an' i Jaona koa ho mpanampy azy izy. Nony tonga tany Salamina izy, dia nitory ny tenin' Andriamanitra tao amin' ny sinagogan' ny Jody; nentin' izy ireo hiaraka taminy koa i Joany ho mpanampy azy. Arrivés à Salamine, ils se mirent à annoncer la parole de Dieu dans les synagogues des Juifs. Ils avaient avec eux Jean comme auxiliaire.