Toko sy andininy momba Raifàna

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 7.43 Yea, ye took up the tabernacle of Moloch, and the star of your god Remphan, figures which ye made to worship them: and I will carry you away beyond Babylon. Tsia, fa nobetainareo ny tranolain' i Moloka sy ny kintan' ny andriamanitra atao hoe Refana, Dia ny endri-javatra izay nataonareo hivavahana, Ka dia hamindra anareo ho any ankoatr' i Babylona Aho (Amo. 5. 25-27). Tsia, fa ny tranolain' i Moloka no nentinareo sy ny kintan' i Raifàna andriamanitrareo, dia ireo sarin-javatra hataonareo hivavahana. Noho izany, dia hafindrako ho any an-dafin' i Babilona kosa hianareo. Mais vous avez porté la tente de Moloch et l'étoile du dieu Rephân, les figures que vous aviez faites pour les adorer ; aussi vous déporterai-je par-delà Babylone.