Toko sy andininy momba Pisidia

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 13.14 But when they departed from Perga, they came to Antioch in Pisidia, and went into the synagogue on the sabbath day, and sat down. Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin' ny synagoga tamin' ny andro Sabata ka nipetraka teo. Fa izy ireo kosa niala tany Perjy, dia tonga tany Antiokia any Pisidia, ary niditra tao amin' ny sinagoga izy tamin' ny andro sabata, ka nipetraka teo. Quant à eux, poussant au-delà de Pergé, ils arrivèrent à Antioche de Pisidie. Le jour du sabbat, ils entrèrent à la synagogue et s' assirent.
...............
Asa 14.23 And when they had ordained them elders in every church, and had prayed with fasting, they commended them to the Lord, on whom they believed. Ary rehefa nanendry loholona teo amin' ny isam-piangonana izy, dia nivavaka sady nifady hanina ka dia nanolotra azy ho an' ny Tompo Izay efa ninoany. Dia namaky an' i Pisidia izy ireo, ka tonga tany Panfilia. Ils leur désignèrent des anciens dans chaque Église, et, après avoir fait des prières accompagnées de jeûne, ils les confièrent au Seigneur en qui ils avaient mis leur foi.
Asa 14.24 And after they had passed throughout Pisidia, they came to Pamphylia. Ary rehefa nandeha namaky an' i Pisidia izy, dia tonga tany Pamfylia. Ary rahefa nitory ny tenin' ny Tompo tany Perjy izy, dia nidina nankany Atalia. Traversant alors la Pisidie, ils gagnèrent la Pamphylie.