Toko sy andininy momba Peryga

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 13.13 Now when Paul and his company loosed from Paphos, they came to Perga in Pamphylia: and John departing from them returned to Jerusalem. Ary Paoly sy ny namany, rehefa niondrana an-tsambo niala avy tany Pafo, dia tonga tany Peryga any Pamfyha; fa Jaona nandao azy ka niverina nankany Jerosalema. Dia niondrana an-tsambo tao Pafosy Paoly sy ny namany, ka tonga tany Perjy any Panfilia; ary nisaraka tamin' izy ireo teo i Joany, ka lasa niverina tany Jerosalema. De Paphos, où ils s' embarquèrent, Paul et ses compagnons gagnèrent Pergé, en Pamphylie. Mais Jean les quitta pour retourner à Jérusalem.
Asa 13.14 But when they departed from Perga, they came to Antioch in Pisidia, and went into the synagogue on the sabbath day, and sat down. Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin' ny synagoga tamin' ny andro Sabata ka nipetraka teo. Fa izy ireo kosa niala tany Perjy, dia tonga tany Antiokia any Pisidia, ary niditra tao amin' ny sinagoga izy tamin' ny andro sabata, ka nipetraka teo. Quant à eux, poussant au-delà de Pergé, ils arrivèrent à Antioche de Pisidie. Le jour du sabbat, ils entrèrent à la synagogue et s' assirent.
...............
Asa 14.24 And after they had passed throughout Pisidia, they came to Pamphylia. Ary rehefa nandeha namaky an' i Pisidia izy, dia tonga tany Pamfylia. Ary rahefa nitory ny tenin' ny Tompo tany Perjy izy, dia nidina nankany Atalia. Traversant alors la Pisidie, ils gagnèrent la Pamphylie.
Asa 14.25 And when they had preached the word in Perga, they went down into Attalia: Ary nony efa nitory ny teny tany Peryga izy, dia nidina nankany Atalia. Avy ao izy, dia niondrana an-tsambo hankany Antiokia, fa teo no nanolorana azy hoentin' ny fahasoavan' Andriamanitra hanao ny asa izay vitany. Puis, après avoir annoncé la parole à Pergé, ils descendirent à Attalie ;