Ohabolana : adabo

Ohabolana4129 Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [Veyrières 1913 #2210, Cousins 1871 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [Rinara 1974 #2293]
Dikanteny frantsay Quand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [Veyrières 1913 #2210]

Ohabolana6403 Safosehaky ny adabo , ka manimbolo ny voara manitra . [Rinara 1974 #3773]
Safosehaky ny adabo , ka manimbolo voara manitra . [Veyrières 1913 #4581]
Safosehaky ny adabo, ka tsy manimbolo voara manitra . [Cousins 1871 #2819]
Dikanteny frantsay Être rassasié de figues adabo et sentir la bonne odeur des figues voara bien parfumées. [Veyrières 1913 #4581]
Fanazavana frantsay Ne pas pouvoir profiter d' une bonne occasion. [Veyrières 1913 #4582]

Fizahan-teny