Ohabolana : afa-drofy

Ohabolana45 Afa-drofy , tsy tian-drofy , fa andevo kely. [Veyrières 1913 #4102]
Dikanteny frantsay Sois exempt de maladie, que la maladie ne s' approche pas de toi, car tu es un petit serviteur utile. [Veyrières 1913 #4102]
Fanazavana frantsay Souhait fait aux enfants quand ils éternuent. [Veyrières 1913 #4102]

Ohabolana1706 Boka mievina : afa-drofy anio, fa mivindina rahampitso. [Veyrières 1913 #1963, Cousins 1871 #789]
Dikanteny frantsay Lépreux qui éternue : on lui souhaite aujourd' hui d' être exempt de toute maladie, mais dès le lendemain son corps est plein de tumeurs. [Veyrières 1913 #1963]

Ohabolana1737 Boka nievina ka afa-drofy am-pirariana fa nivindina ihany. [Rinara 1974 #941]

Ohabolana6059 Raha izy no mievina : afa-drofy , fa raha ny hafa lazainy : voan' ny sakay ilay fady . [Rinara 1974 #3586]
Raha izy no mievina : "Afa-drofy ;" fa raha ny olon-kafa : "Voa sakay ilay fady !". [Cousins 1871 #2665]

Fizahan-teny