Ohabolana : afahana

Ohabolana843 Aza ataonao fitia haron-kely : asiana roa, dia feno, afahana iray, dia tapany. [Cousins 1871 #374]
Aza ataonao fitia haron-kely : asiana roa, dia feno ; ahafahana iray, dia tapany. [Veyrières 1913 #1418]
Aza atao toy ny haron-kely ny fitiavana : asiana roa dia feno, afahana iray dia tapany. [Rinara 1974 #432]
Dikanteny frantsay N' ayez pas une affection aussi bornée qu' une petite corbeille : si on y met deux objets, elle est pleine ; si on en enlève un, elle est à moitié vide. [Veyrières 1913 #1418]
Fanazavana frantsay Se disait de la polygamie. [Veyrières 1913 #1418]

Fizahan-teny