Ohabolana : afamandeha

Ohabolana1352 Aza miantaha tongotra toa sakoivy : hatrany an-tenda vao tsy afa-mandeha . [Rinara 1974 #734]
Aza miantaha tongotra , toa sakoivy ; tonga an-tenda vao tsy afa-mandeha . [Cousins 1871 #603]

Ohabolana2880 Ketraka ny henjana fa eo an-dohalika ny aretina . [Rinara 1974 #1629]
Ketraka ny henjana , fa mby eo an dohalika ny aretina, ka tsy afa-mandeha intsony. [Cousins 1871 #1257]

Ohabolana7564 Tsy mandia tany : ny marary aza afa-mandeha . [Veyrières 1913 #4839, Rinara 1974 #4528, Cousins 1871 #3377]
Dikanteny frantsay On dit qu' on ne peut mettre les pieds à terre, et cependant les malades eux-mêmes peuvent marcher. [Veyrières 1913 #4839]
Fanazavana frantsay C' est une excuse qui n' en est pas une. [Veyrières 1913 #4839]

Ohabolana8140 Vehivavy tsy mahafaty lambo : amalo-masaka tsy afa-mandeha . [Veyrières 1913 #1795, Rinara 1974 #4919, Cousins 1871 #3657]
Dikanteny frantsay Jamais une femme ne tuerait un sanglier, aussi certainement qu' une anguille cuite ne peut plus se sauver. [Veyrières 1913 #1795]
Fanazavana frantsay Les hommes parlaient ainsi par fierté. [Veyrières 1913 #1795]

Fizahan-teny