Ohabolana : afatra

Ohabolana7089 Toy ilay namatra isam-pangady : raha tsy tonga ny vola , dia vary no afatra . [Veyrières 1913 #738]
Toy ilay namatra ny isam-pangady : raha tsy tonga ny vola dia vary no afatra . [Houlder 1895 #2186, Rinara 1974 #4239]
Dikanteny frantsay C' est comme celui qui fixait l' impôt sur les rizières : à défaut d' argent il prenait du riz. [Veyrières 1913 #738]
Semblable à celui qui fixait l' impôt sur le riz (ou les rizières): quand l' argent ne venait pas, il recevait du riz (à la place). [Houlder 1895]

Fizahan-teny