Ohabolana : afoizo

Ohabolana52 Afoizo aho raiko tsy hiasa, hoy ny taim-piraka . [Cousins 1871 #23, Rinara 1974]

Ohabolana137 Akoholahy tsy maneno toy izay lasan-kary . [Veyrières 1913 #744, Houlder 1895]
Akoho tsy naneno hatr' izay lasan' ny kary . [Rajemisa 1985]
Akoho tsy naneno ohatra izay lanin' ny kary . [Rajemisa 1985]
Akoho tsy naneno toy izay, afoizo fa lasan' ny kary . [Rinara 1974]
Raha akoholahy tsy naneno toy izay, afoizo fa lasan' ny kary . [Rinara 1974 #3545]
Fanazavana malagasy Tsy misy porofon' ny fahaverezana mihoatra noho ny tsy fahitana ilay zavatra na ny tsy fandrenesana ny feony. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Si le coq n' a pas encore chanté (le matin), c' est qu' il a été pris par un chat sauvage. [Houlder 1895]
Si le coq ne chante pas, c'est qu' il a été pris par un chat sauvage. [Veyrières 1913 #744]

Fizahan-teny