Ohabolana : afovato

Ohabolana564 An-ohatra ihany, ohatra ny afovato hazo. [Cousins 1871]

Ohabolana1137 Aza manao solo vaika toy ny afovato tandroka . [Veyrières 1913 #4982, Rinara 1974 #575, Cousins 1871 #502]
Dikanteny frantsay Ne fraudez pas comme la pierre à fusil qui est en corne. [Veyrières 1913 #4982]

Fizahan-teny