Ohabolana : ahaleovana

Ohabolana4885 Ny alahelo tsy ahaleovana . [Veyrières 1913 #2640]
Dikanteny frantsay Le malheur est insupportable. [Veyrières 1913 #2640]
Fanazavana frantsay Proverbe fait d' assonance. [Veyrières 1913 #2640]

Ohabolana4886 Ny alahelo tsy ahaleovana ; ny trosa mahalao monina . [Cousins 1871 #2139]
Ny alahelo tsy ahaleovana , ny trosa mahaleo monina . [Rinara 1974 #2849]

Fizahan-teny