Ohabolana : ahandroina

Ohabolana5737 Ny volo : ahandroina , tsy masaka ; atono , levona . [Veyrières 1913 #4559]
Ny volo : ahandroina tsy masaka , atono mora foana . [Rinara 1974 #3369]
Ny volo : andrahoina , tsy masaka ; atono , levona . [Cousins 1871 #2492]
Dikanteny frantsay Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [Veyrières 1913 #4559]
Fanazavana frantsay Bon à rien. [Veyrières 1913 #4559]

Ohabolana8093 Vari- vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy , ahandroin- tsy miray masaka . [Rinara 1974]

Fizahan-teny