Ohabolana : aharo

Ohabolana8082 Vary zato naharon' ny sompitra . [Rajemisa 1985 #32]
Fanazavana malagasy Enti-milaza olona samy hafa toerana na fonenana nefa nakamban' ny ra maha-mpihavana. [Rajemisa 1985 #32]

Fizahan-teny