Fizahan-teny

Ohabolana : aharo

Ohabolana 1Vary zato naharon' ny sompitra. [1.1 #32]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona samy hafa toerana na fonenana nefa nakamban' ny ra maha-mpihavana. [1.1 #32]

Fizahan-teny