Fizahan-teny

Ohabolana : ahiahy

Ohabolana 1An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]

Ohabolana 2Manatrika miahiahy olona, miamboho, ahiahin' olona. [2.558 #2045, 2.653 #1574, 2.415]
Miamboho aho, ahiahin' olona ; manatrika aho miahiahy. [2.415]
Dikanteny frantsayJe fais face, on dit que je suspecte ; je tourne le dos, on me suspecte. [2.415 #4872]
Fanazavana frantsayParoles dites par ceux qui ne savent comment faire taire les mauvaises langues. [2.415 #4872]

Ohabolana 3Mandry amin' ahiahy. [2.415 #2719]
Dikanteny frantsayDormir avec des soucis et des appréhensions. [2.415 #2719]

Ohabolana 4Ny ahiahy maninteraka ny vato. [2.415 #5291]
Dikanteny frantsaySoin constant perce la pierre. [2.415 #5291]
Fanazavana frantsayProverbe betsimisaraka : la constance vient à bout de tout. [2.415 #5291]

Ohabolana 5Ny ahiahy tsy ihavanana. [2.415 #112, 2.558 #2828, 2.653 #2125, 2.165]
Ny ahiahy tsy mahalala havana. [2.558 #2829]
Ny ahiahy tsy mba nihavanana. [2.415 #1112]
Dikanteny frantsayDéfiance et parenté ne vont pas ensemble. [2.415]
La méfiance empêche l' amitié. [2.165]
Fanazavana frantsayCela rompt l' amitié. [2.415]

Ohabolana 6Ny ahiahy tsy mampanana. [2.415 #5712, 2.653 #2126]
Ny ahiahy tsy mampanana, ny tahotra mampihemotra. [2.558 #2830]
Dikanteny frantsayLes soucis et les soupçons n' enrichissent pas. [2.415 #5712]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas être trop craintif pour réussir. [2.415 #5712]

Ohabolana 7Tambazana izay hamoy ny ahiahy, fa tsy misy. [2.165 #979, 2.415 #4223, 2.653 #2984]
Dikanteny frantsayOn donne une récompense à celui qui sera exempt de soupçon, mais il n' y a personne qui veuille. [2.415 #4223]
On le cajole pour lui enlever tout soupçon, mais sans y réussir. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des sens trop soupçonneux, et aussi des gens toujours prêts à affirmer par serment leurs mensonges. [2.415 #4223]

Fizahan-teny