Ohabolana : ahombiazana

Ohabolana217 Aleo lozabe ahombiazana toy izay malemy tsy azo. [Houlder 1895 #379, Veyrières 1913 #6337, Rinara 1974 #115]
Dikanteny frantsay Il vaut mieux un méchant qui entend raison qu'un doux qui s'obstine. [Veyrières 1913 #6337]
Mieux vaut un méchant (ou cruel) qui sait entendre raison, qu' un faible qui ne veut rien savoir. [Houlder 1895]

Ohabolana1585 Banga kendam--bomanga : sendra ny ahombiazana vao miolanolana. [Rinara 1974 #840]

Ohabolana3332 Mainka izany raha reniny, zanany aza tsy ahombiazana ! [Rinara 1974]

Fizahan-teny