Ohabolana : aingaingao

Ohabolana71 Aingaingao , ray volom-body , fa ny elatra hanidina tsy misy. [Veyrières 1913 #2577, Cousins 1871 #27]
Aingaingao rey volom-body fa ny elatra hanidinana no tsy misy. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Soulevez-vous, plumes de la queue puisque les ailes ne peuvent pas voler. [Veyrières 1913 #2577]

Fizahan-teny