Ohabolana : aisina

Ohabolana63 Ahy aza ny lelo aisiko . [Rajemisa 1985 #38]
Ahy aza ny lelo hahisiko ! [Veyrières 1913 #6468]
Ahy, hono , izany lelo haisiko ! [Rajemisa 1985 #539]
Fanazavana malagasy Enti-milaza hoe "raha mba izaho no nanankanaovana, asa fotsiny!". [Rajemisa 1985 #539]
Raha mba izaho no nanan-kanaovana, tsy maintsy ho vitako tsara mihitsy. [Rajemisa 1985 #38]
Dikanteny frantsay Si cela me regardait, comme je le moucherais bien ! [Veyrières 1913 #6468]

Fizahan-teny