Ohabolana : ajery

Ohabolana5131 Ny fitiavana no lany ka ny maso no tsy ajery havana . [Rinara 1974]

Ohabolana5242 Ny kibo no tsy tia, ka ny maso no tsy ajery havana. [Veyrières 1913 #1120, Cousins 1871 #2283]
Dikanteny frantsay C' est le coeur qui n' aime pas et ce sont les yeux qu' on détourne des parents. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Il ne faut pas se détourner des parents. [Veyrières 1913 #1120]

Fizahan-teny