Ohabolana : akalana

Ohabolana83 Akala- mifamato. [Veyrières 1913 #3167]
Dikanteny frantsay Un héritage conservé intact, c' est comme les planches unies ensemble et qui se consolident mutuellement. [Veyrières 1913 #3167]

Ohabolana84 Akala- mitomoetra aho : raha mihohoka , any ny velona; fa raha mitsilany , any ny maty . [Cousins 1871 #30]
Akala- mitomoetra aho, raha mihohoka an' ny velona , raha mitsilany an' ny maty . [Rinara 1974]
Akala- mitomoetra aho : raha mihohoka , ho an' ny velona ; fa raha mitsilany , an' ny maty . [Veyrières 1913 #3426]
Dikanteny frantsay Je suis comme le bois qui sert de hachoir : si le côté qui sert de hachoir est tourné en bas, il est pour les vivants et leur sert d' escabeau ; mais si le côté du hachoir est tourné en haut, il sert pour les morts puisqu' il sert à hacher la viande. [Veyrières 1913 #3426]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui servent toujours de médiateurs dans les contestations et les procès. [Veyrières 1913 #3426]

Ohabolana1430 Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambony fe . [Rinara 1974 #778, Cousins 1871 #639]
Aza misolo voina ny akalana ka miteti-kena ambonin' ny fe. [Houlder 1895 #1094]
Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana . [Rinara 1974 #2067]
Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe . [Rajemisa 1985]
Misolo voina ny akalana , ka mikapa hena ambony lohalika . [Veyrières 1913]
Misolo voina ny akalana , ka mitetika ambony felatanana . [Veyrières 1913]
Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana . [Cousins 1871 #1837]
Misolo voina ny akalana ve no miteti-kena ambony felatanana ? [Rinara 1974]
Saro-po amin' akalana , ka miteti-kena ambony felantanana . [Rinara 1974]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Épargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [Veyrières 1913 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [Veyrières 1913 #3856]

Ohabolana4150 Mifanaraka izany, fa ny antsy hantsika, ny akala montotra . [Rinara 1974 #2301, Cousins 1871 #1754]

Ohabolana4182 Mihatra amin' ny akalana . [Veyrières 1913 #2534]
Dikanteny frantsay Ruiné jusqu' à l'escabeau. [Veyrières 1913 #2534]
Fanazavana frantsay Réduit à la plus grande pauvreté. [Veyrières 1913 #2534]

Ohabolana6064 Raha lany ny hena dia mihatra amin' ny akalana . [Rinara 1974 #3595]
Raha lany ny hena, mihatra amy ny aka-lana . [Cousins 1871 #2669]
Raha lany ny hena , mihatra amin' ny akalana . [Houlder 1895 #782, Veyrières 1913 #2554]
Dikanteny frantsay Quand toute la viande est dépensée, on va jusqu' au billot où l' on coupe la viande. [Veyrières 1913 #2554]
Fanazavana frantsay On vend tout, même le billot. [Veyrières 1913 #2554]
Quand il n' y a plus de viande, c' est sur l' étal que tombe le couperet. [Houlder 1895]

Ohabolana6537 Saro-po amin’ akalana , ka miteti-koditra amin-tanana (" a: nnsolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana ). [Cousins 1871 #2869]

Fizahan-teny