Ohabolana : aketsa

Ohabolana1045 Aza manao hoe : avelao ny ketsa soa haketsanay mivady . [Rinara 1974 #514, Cousins 1871 #462]

Ohabolana6050 Raha homam-bary tsy naketsa dia misakana Imavolahy . [Rinara 1974 #3577]
Raha homam-bary tsy naketsa , misakana Imanambahy . [Veyrières 1913 #4315, Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Si vous mangez du riz que vous n' avez pas planté, Imanambahy vous arrêtera. [Veyrières 1913 #4315]
Si vous mangez du riz que vous n' aviez pas planté, Imanambahy vous arrêtera. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay On vous prendra pour un voleur. [Veyrières 1913 #4315]
Parce qu' il pensera que vous l'avez volé, ou que vous vous l'êtes procuré par d' autres moyens illicites. [Houlder 1895]

Fizahan-teny