Ohabolana : akotrika

Ohabolana761 Atody tsy nakotrika tsy zary zanany. [Rinara 1974 #350, Cousins 1871 #320, Veyrières 1913]
Atody tsy nokotrehina tsy zary zanany. [Cousins 1871 #320, Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Oeufs qu' on n' a pas fait couver ne deviennent pas poussins. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay On ne recueille que les fruits de ses efforts : rien sans peine. [Veyrières 1913 #3657]

Fizahan-teny