Ohabolana : alaimora

Ohabolana8186 Vidian-tsy azo, ka alai-mora foana . [Rinara 1974 #4948]
Vidin-tsy azo, alaina mora foana. [Houlder 1895 #1186]
Vidin-tsy azo, ka alai-mora foana. [Cousins 1871 #3673]
Dikanteny frantsay Qu' on ne peut pas acheter, mais qu' il est facile d' obtenir par un autre moyen. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay C.à.d. en le demandant). [Houlder 1895]

Fizahan-teny