Ohabolana : alavirina

Ohabolana5081 Ny fanompoana tahaka ny zavona : raha halavirina maizina , fa raha akekena mazava . [Cousins 1871 #2221, Nicol 1935 #96]
Ny fanompoana tahaky ny zavona : raha halavirina maizina , fa raha akekena mazava . [Veyrières 1913 #387]
Ny fanompoana toy ny zavona : raha alavirina maizina , fa raha akaikezina mazava . [Rinara 1974 #2970]
Dikanteny frantsay I.e travail ressemble au brouillard : de loin, c'est sombre ; de prés, c’est lumineux. [Nicol 1935 #96]
La corvée c' est comme le brouillard : de loin c' est trouble et nuageux ; mais quand on s' approche, cela se clarifie. [Veyrières 1913 #387]
Fanazavana frantsay Le travail devient facile quand on s' y applique. [Veyrières 1913 #387]

Fizahan-teny