Ohabolana : alavitina

Ohabolana5102 Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona : atonina manalavitra , alavitina manatona . [Rinara 1974 #2985]
Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona : hatonina , manalavitra ; hala-virina , manatona. [Houlder 1895 #161]
Dikanteny frantsay L' amitié est comme les algues: quand on s' en approche, elles s' éloignent; et quand on s' en éloigne, elles se rapprochent. [Houlder 1895]

Fizahan-teny